send link to app

Fihirana+ app for iPhone and iPad


4.9 ( 1219 ratings )
Book
Developer: Nandy R.
Free
Current version: 2.0, last update: 7 years ago
First release : 07 Jan 2012
App size: 6.99 Mb

Pros and cons of Fihirana+ app for iPhone and iPad

Fihirana+ app good for

Misaotra betsaka izay nikarakara inty application ty fa asa lehibe ho fampandrosoana ny teninAndriamanitra tokoa izao ataonareo izao mba ho voninahitry ny Anaranay.
Tena mahafinaritra tokoa ity appli ity! Faly b aho nahita azy sady le izy tena fonctionnel tsara! Misaotra betsaka
Mahafinaritra sy mandeha tsara ny application.Ilazako ny manodidina ahy.Misaotra e,tahianny Tompo.
Misaotra betsaka Tompoko noho ny asa goavana nataonao (nataonareo?) ary dia mampahery hanohy hatrany. Sosokevitra: mbola ilaina be ilay zoom taminilay version teo aloha.

Some bad moments

Very useful apps. I will rate 5 stars if added Fanekem-pinoana... Thank you for the apps!